Daewoo / Madagasikara : 10 taona aty aoriana
- MadaGate
- 19 Nov 2018
Ny faha-18 novambra taona 2008 no nampahafantaran’ny gazety anglisy « Financial Times » fa eo am-panaovana fifanarahana goavana be ny orinasa Daewoo Logistics sy ny governemantan’i Madagasikara. Folo taona aty aoriana, inona no zava-misy iaraha-mahita ?